Malagasy Press Version

Page 1


Raegan and Patrick Spencer Peace Corps Madagascar 2012-2014


Ta n t a r a n ’ i

S0a 2876 m Maromokotro

cap est

Sy ny

moka


“SA

L

M A

” ! e A


S oa no anarako. Tia karokaroka sy mahavita-tena aho ary sahisahy noho ny ankizy hafa. Fito taona aho izao. Miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniko aho ary manana namana atao hoe: Franky. Tena mifankatia izahay dahy sady tia karokaroka sy tia fianarana. Ndeha ary isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary mahafinaritra eto amintsika.

2



Andro lehibe ho an’i Soa anio satria andro hanombohana

ny fianarana. Niantso ny anaran’ ny ankizy mpianatra rehetra i Madama Ann Mpampianatra. Tsy tonga nianatra i Franky androany. Nalahelo i Soa fa tsy tonga nianatra ny namany.

4


Tena nalahelo i Soa ary tsy tsikariny akory ny fisian’ny moka eo ambony lohany.


“Fa maninona ity ianao e?” hoy ny Moka. Marary i Franky namako hoy i Soa ka malahelo mafy aho. Namaly ny Moka sady nanao feo mampitahotra hoe: “ZZZHHH, mieritreritr’ aho hoe inona no nahazo an’i Franky e?”

6


VA

o

a g n to

ra n o i S o a , t n a Ta o


...dia nasain’i Soa handroso ao an-trano ny Moka.
 Hoy i Soa: “fa maninona ny Moka no mikakakaka mihomehy, tamin’izaho nanontany ny momban’i Franky?” Namaly ny Moka mpamazivazy: “Efa toetrako izany.”
Mbola tsy Nazava tsara tamin’i Soa ny resaka ka mbola nanontany zavatra hafa maromaro tamin’i Moka indray izy. “Mpinamana ve ianao sy Franky? Fantatrao ve fa maninona izy no marary?” Nitsikanikany i Moka sady hoy izy: “tsy te hampiantrano ahy intsony izy!”

8


Hariva ny andro, tsy ela dia tafatory i Soa satria efa reraka. Indro ihany koa ny Moka fa tonga hanaikitra. Fantatra mantsy fa sady tsy naman ‘i Franky i Moka no tsy naman’ i Soa ihany koa. antony iray no ilany an’i Soa sy Franky dia ny hitsentsitra NY

RAny!

Raha mba afaka Manaikitra an’i Soa aho izao dia vita ny sakafo harivako!


10


N ifoha maraina i Soa, lasa eritreritra: “Nanahoana re ny fahasalaman’ i Franky izay e?” Alohan’ ny hialan’ i Soa eo am-pandriana dia nahita moka miseratserana eny amin’ ny varavarankely izy. “Hmmm, niara-natory tamin’ny moka izaho kay tamin’ ny alina.” Handeha aloha hiomana fa mbola ho any am-pianarana.


12



N andritra ny herinandro maromaro no tsy nahitana an’ i

Franky tao an-tsekoly. Manahy mafy i Soa, ka tapa-kevitra fa handeha hitsidika an’ i Franky izy.

14


“Jer

” ! eo

an h oy F r

ky n i k i k i a k a .


“ H oy ny dokotera tamiko hoe voan’ ny tazomoka hono aho. Kaikitry ny moka no nahazoako izany.

Tsy marary fanaikitra io moka mahavoa ny tazo io ary tsy mampangidihidy. Tsy maneno koa ilay moka rehefa manidina. Amin’ ny alina ihany izy no manaikitra.”

16


M anontany i Soa hoe: “Ahoana no ahafantarana hoe voan’ ny tazomoka?”

Hay...

L asa eritreritra I Soa. Betsaka ny fanontaniana tiany hapetraka. Lasa nandeha tany an-tsekoly i Soa. Hitady ny valin’ny fanontaniana mampieritreritra azy momba ny tazomoka izy.


ho T s a ra a

Manantona dokotera manao fizahana (RDT).

...

M a fa n a h o h i j a n o n a d i t ra m i v e r i m b e r M a ra ry a n -i z a n y a fa k a 4 8 o r a , Mi n a a r y m e t y d o h a , r e ra k a , t s e m b o k aa n g o v i t r a , , mandoa, m a ra ry n y va n i n t a o l ana

boana a s t i f y d o fa n a f t o r o h e v i t r y ) T C A ( a n Mihina a ra k a n y y d o ko t e ra . n

18



R ehefa niverina tany an-tsekoly izy dia nahita an’i Tommy, mpilatsaka an-tsitra-po ao amin’ny Peace Corps. Nanao sary teo amin’ny sisin’ ny rindrin’ ny lakilasy izy. Toerana ofisialy natokana hametahana petadrindrina eo. 20


“ T ongasoa,” hoy Tommy “Jereo anie!” “Nanao sary hosodoko amin’ny rindrina izahay. Fomba hiarovana amin’ny tazomoka izao ireto!” Dia namaky sy nijery teo i Soa.Hoy i Tommy hoe: “Hitanao ve ireo fomba rehetra hiarovana amin’ ny Tazomoka?” Namaly i Soa hoe: “ie hitako!”

Jereo anie…


Fa m p i a s a n a a k l ay m i s y o d i m o m a h a r i t ra

Fihinanana Sakafo Ara-pahasalamana

N y v eh ivav y be v o ho k a n y fa n fo dy SP a n y a m indi a m il a m ih in a n a ’n y Ra sa zy re he fa m is a fo

Fa n d ra ra h a

22

n

an-tr o a a k o m a o dy

ano


Tom

omo

ka

e!

: y m

ny momba ny y r a y o Ta z Hen


:TAZOMOKA

aretina: “Pla imok’ s sm t y

um” odi

1n

Ny antony mahatonga ny

5 Gametosita

ANATY 4 SELAn-DRA

2 sporozoita 3

ANATY Ny ATY


A vy niantsena i Soa...


Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana izy. “hmmm, laoka toy ny trondro, ny hena, ny tsaramaso sy ny atody; ilaina koa ny legioma ary ny voankazo.” Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.” 26


T apa-kevitra hamboly ireo zavamaniriny vaovao tao ivelany varavarankeliny rehetra i Soa.



“Ahh, mbola manana zava-maniry aho ato. Ndeha hifampizarako amin’I Franky ireto. Samy tia mamboly mantsy izahay mianadahy,” Hoy I Soa.

28


“So

a,

man

na i o n i ao

anao?”


...hoy Ramose Rigobert, dadan’i Franky, nanontany.

“M anahoana Ramose Rigobert, Misoroka ny tazomoka

aho amin’ny alalan’ny fambolena ireo zava-maniry ireo satria tsy tian’ny Moka sy ny namany ireo. Mieritreritra aho fa izany no namparary an’I Franky.”

Ramose Rigobert, izay siantifika, dia niaiky sy nanao hoe: “mazava izany soa, marina tokoa fa mampandositra ny moka ireo.” Fa tadidio, fa ny fampiasana ny Lay misy odimoka maharitra isank’alina mandava-taona ihany no paikady mahomby hisorohana amin’ny tazomoka sy ny kaikitry ny moka.

30


Tena fotoana nahafinaritra hoan’ i Soa ny andro androany ity na dia nandreraka aza. Alohan’ ny hatory izy dia nahatadidy lesona avy amin’ i Tommy. Hatory tsara nohon’ ny taloha izy anio alina satria tsy miahiahy ny ho voakaikitry ny Moka sy ny namany, izay nampitahotra azy. Iny fa nanantona an ‘i Soa ny Moka. Mangetaheta mafy izy ny hanaikitra an’ I Soa indray.


32


Nihodikodina manodidina ny lain’i Soa izy. Mitady hevitra izay hialana amin’ ilay lay izy.

“Ahoana izao no hialako amin’ ity? Tsy afaka mahita ilay tanany mahafatifaty be iny aho!” Nitomany ny Moka.

“Ohh, Tsy tanteraka daholo ny tetika hamandrihako an’ i Soa!”


34


“OH T

SIA

!”

Mit

oka M i y n oma

.


Vao maraina ny andro: “Franky, vonona ve ianao hanohy ny dia?” Hoy I Soa. “Eny vonona, sady efa mihatsara ny fahasalamako amin’izao,” hoy I Franky namaly, sady feno hafaliana. Niomehy ny dadan’I Franky “Ah, ianareo roa! Aza dia mitady biby dia na zavatra lehibe loatra. Fa ilazao aho rehefa mahita gidro ianareo,” Hoy izy. “Ary aza adino ny mitondra ireo karazana zava-maniry tsy tian’ny moka, toy ny voatabia, ny veromanitra, sns.”

t e r h a e , r n a d n e a h a m i a sika n y R n ’ y n t i a m zomoka! a y d a i h 36


Ad

a

N y fikojakojana ny lay misy odimoka maharitra y n t azom ’ n i m o a k y

ka

Ry

mp o m i i . d ma anak o sy ona h a r av y , i m i t ra m at o r i a a n at y l ay a - t a v isank’ a d n a m a l i na a r y


y l ay n a r t o s t a v o n y fa t s y a m i n ’ s y n ’ n i m S a s a n a ai m o k a m a h a r i t r a n y m a n i t r a . m i s y o d t s av o n y n a s av o n y v ov o

Alohan’ny hatory, asisika tsara ambanin’ny tsihy na ny kidoro ny lay misy odimoka maharitra

A tapy amin’n n y l ay m i s y o d y t o e ra n a m a l o k a imoka mahari t ra

38

h a r i t ra a m a k o m i d o isy Z a i r o n y l a y ims y r o v i t r a n a l o a k a ra h a m


T ena mifankatia ny ankizy Malagasy. Tia karokaroka

sy tia fianarana ihany koa. Tadiavo ny tarondro ao anatin’ ny Tantara. Raha hitanao ny tarondro dia hianatra zavatra iray hafa indray ianao .


TENY

Malagasy

MALAGASY MPAMPIANATRA NAMANA

ENGLISH TEACHER FRIEND

PRONUNCIATION tee-cher frend

MOFO AKONDRO MANANASY

BREAD BANANA PINEAPPLE

bred buh-nan-uh pahy-nap-uh l

TAZOMOKA MARARY SALAMA! VELOMA!

MALARIA SICK HELLO! GOODBYE!

muh-lair-ee-uh sik he-loh! goo d-bahy!

SEKOLY TRANO TSENA

SCHOOL HOME MARKET

skool hohm mahr-kit


oy nya Moka

ra n a t n a T

S

’i

s

Salama e! Ny anarako dia Soa, Ndeha isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary mahafinaritra eto amintsika. ha

ha h nde

Mamindra tazomoka ny moka atao hoe anopheles. amin’ny alina no manaikitra izy.

a n a i k i t ra o l o n a n y m

1

2

manaikitra olona voan’ny tazomoka.

y lay misy odi o a n at m a o l ina a ry m a ndava oka m o h -ta a da k ’a l ona n sa

oroh

Ento eny amin’ny CSB ny zaza mafana hoditra.

4

oka

Ho

fis

, i t ra .

ori a i

har

M at

oka

m o z a ana ny t

3

manaikitra ny zaza salama ny moka mitondra ny bibinaretina. Dia ho voan’ny tazomoka ilay zaza.


Turn static files into dynamic content formats.

Create a flipbook
Issuu converts static files into: digital portfolios, online yearbooks, online catalogs, digital photo albums and more. Sign up and create your flipbook.