National Malaria Control Programme
Raegan and Patrick Spencer Peace Corps Madagascar 2012-2014
Ta n t a r a n ’ i
S0a 2876 m Maromokotro
cap est
Sy ny
moka
“SA
L
M A
” ! e A
S oa no anarako. Tia karokaroka sy mahavita-tena aho ary sahisahy noho ny ankizy hafa. Fito taona aho izao. Miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniko aho ary manana namana atao hoe: Franky. Tena mifankatia izahay dahy sady tia karokaroka sy tia fianarana. Ndeha ary isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary mahafinaritra eto amintsika.
2
A ndro lehibe ho an’i Soa anio satria andro hanombohana
ny fianarana. Niantso ny anaran’ ny ankizy mpianatra rehetra i Madama Ann Mpampianatra. Tsy tonga nianatra i Franky androany. Nalahelo i Soa fa tsy tonga nianatra ny namany.
4
Tena nalahelo i Soa ary tsy tsikariny akory ny fisian’ny moka eo ambony lohany.
“Fa maninona ity ianao e?” hoy ny Moka. Marary i Franky namako hoy i Soa ka malahelo mafa aho. Namaly ny Moka sady nanao feo mampitahotra hoe: “ZZZHHH, mieritreritr’ aho hoe inona no nahazo an’i Franky e?”
6
VO
A
a g n to
o i Soa, n a r t n ao a
...dia nasain’i Soa handroso ao an-trano ny Moka. Hoy i Soa: “fa maninona ny Moka no mikakakaka mihomehy, tamin’izaho nanontany ny momban’i Franky?” Namaly ny Moka mpamazivazy: “Efa toetrako izany.” Mbola tsy Nazava tsara tamin’i Soa ny resaka ka mbola nanontany zavatra hafa maromaro tamin’i Moka indray izy. “Mpinamana ve ianao sy Franky? Fantatrao ve fa maninona izy no marary?” Nitsikanikany i Moka sady hoy izy: “tsy te hampiantrano ahy intsony izy!”
8
Hariva ny andro, tsy ela dia tafatory i Soa satria efa reraka. Indro ihany koa ny Moka fa tonga hanaikitra. Fantatra mantsy fa sady tsy naman ‘i Franky i Moka no tsy naman’ i Soa ihany koa. antony iray no ilany an’i Soa sy Franky dia ny hitsentsitra NY
RAny!
Raha mba afaka Manaikitra an’i Soa aho izao dia vita ny sakafo harivako!
10
N ifoha maraina i Soa, lasa heritreritra izy: “Nanahoana re ny fahasalaman’ i Franky izay e?” Alohan’ ny hialan’ i Soa eo am-pandriana dia nahita moka miseratserana eny amin’ ny varavarankely izy. “Hmmm, niara-natory tamin’ny moka izaho kay tamin’ ny alina.” Handeha aloha hiomana fa mbola ho any am-pianarana.
12
N andritra ny herinandro maromaro no tsy nahitana an’ i
Franky tao an-tsekoly. Manahy mafy i Soa, ka tapa-kevitra fa handeha hitsidika an’ i Franky izy.
14
“Jer
” ! eo
ky n i k i k i a k a . n a r F y ho
“ H oy ny dokotera tamiko hoe voan’ ny tazomoka hono aho. Kaikitry ny moka no nahazoako izany.
Tsy marary fanaikitra io moka mahavoa ny tazo io ary tsy mampangidihidy. Tsy maneno koa ilay moka rehefa manidina. Amin’ ny alina ihany izy no manaikitra.
16
M anontany i Soa hoe: “Ahoana no ahafantarana hoe voan’ ny tazomoka?”
Hay...
L asa heritrerita i Soa. Betsaka ny fanontaniana tiany hapetraka.
Lasa nandeha any an-tsekoly i Soa. Hitady ny valin’ny fanontaniana mampieritreritra azy momba ny tazomoka izy.
ho T s a ra a
Manantona dokotera manao fizahana
...
M a fa n a h o h i j a n o n a d i t ra m i v e r i m b e r M a ra ry a n -i z a n y a fa k a 4 8 o r a . Mi n a a r y m e t y d o h a . r e ra k a . t s e m b o k aa n g o v i t r a . . man m a ra ry n y va n i n t a o l d o a , ana
ana o b a s t i f y n a f o d ro h e v i t ry a f ) T C A ( to Mihinana a ra k a n y y d o ko t e ra . n
18
R ehefa niverina tany an-tsekoly izy dia nahita an’i Tommy, mpilatsaka an-tsitra-po ao amin’ny Peace Corps. Nanao sary teo amin’ny sisin’ ny rindrin’ ny lakilasy izy. Toerana ofisialy natokana hametahana petadrindrina eo. 20
“ T ongasoa,” hoy Tommy “jereo anGe!” “Nanao sary hosodoko amin’ny rindrina izahay. Fomba hiarovana amin’ny tazomoka izao ireto!” Dia namaky sy nijery teo i Soa.Hoy i Tommy hoe: “Hitanao ve ireo fomba rehetra hiarovana amin’ ny Tazomoka?” Namaly i Soa hoe: “ie hitako!”
Jero AnGe…
a F a m p i a s a nm o k a y l ay m i s y o d
D o ko t e r a m a n o m a r a r y a r y v e l o t ra fa n a f o dy a m i n ’o l o n F a n a f o d y h i va v y b e v o h o k a m i h i n a n a a f i a r o va n a amin’ ny tazomoka e o a n o l o a n ’i r a s a r y.
kanjo va a a n a v o a Fan ny hari ’ n i m a a n lava tana
Fihinanana sakafo ara-pahasalamana
anaf f a k a r d mamen no sy a n o l o ry ra Ampio sa moka ao an-t
22
o dy
Tom
”
omo
ka
e!
”
: y m
ny momba ny y r a y o Ta z Hen
:TAZO MOKA
Ny antony mahatonga ny
’a
1 nKyaitskiimtorky ny
o m it o n ka, n“Plasmodiu dra o m” m ina: ret
5 Gametosita
4
2 sporozoita 3 ATYANATY Ny
ANATY SELAn-DRA
A vy niantsena i Soa...
Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana izy. “hmmm, loaka na izay mahasolo ny loaka toy ny trondro, legioma ary ny voankazo.” Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.” 26
A mpandrosoy ao an-trano ny mpamendraka fanafody moka
isan-tokantrano rehafa mandalo. Avoaka mialoha daholo ny entana.
S ady mamono ny moka ao an-trano io fanafody moka io no mampandositra ny moka, tsy hiditra ao an-trano. Ilanina diovina sy esorina ny lobolobo. Totofana ny rano miandrona, sarony ny sinibe mba tsy hanatodizan’ ny Moka. Azo averina eto ny sary tany aloha manarona sinibe.
28
“So
,a
man
na i o n i ao
anao?”
...hoy Ramose Rigobert, dadan’i Franky, nanontany.
“Manahoana Ramose Rigobert, Misoroka amin’ny tazomoka
aho amin’ny alalan’ny fambolena ireo zavaminry ireo satria tsy tian’i Moka sy ny namany ireo. Mieritreritra aho fa zany no namparary an’i Franky. Ramose Rigobert, izay siantifika, dia niaiky tamin’ny lohany, hoe, “Mazava izany Soa, mieritreritra aho fa efa novakiako fa tena mampandositra an’i Moka ireo.”
30
Tena fotoana nahafinaritra hoan’ i Soa ny andro androany ity na dia nandreraka aza. Alohan’ ny hatory izy dia nahatadidy lesona avy amin’ i Tommy. Hatory tsara nohon’ ny taloha izy anio alina satria tsy miahiahy ny ho voakaikitry ny Moka sy ny namany, izay nampitahotra azy. Iny fa nanantona an ‘i Soa ny Moka. Mangetaheta mafy izy ny hanaikitra an’ I Soa indray.
32
Nihodikodina manodidina ny lain’i Soa izy. Mitady hevitra izay hialana amin’ ilay lay izy.
“Ahoana izao no hialako amin’ ity? Tsy afaka mahita ilay
tanany mahafatifaty be iny aho!” Nitomany ny Moka.
“O hh, Tsy tanteraka daholo ny tetika hamandrihako an’ i Soa!”
34
“OH T
SIA
!”
Mit
oka M i y n oma
.
Vao maraina be ny andro dia tonga tany amin’ny Franky i Soa. Mbola vonona hanohy ny dia ve ianao e! “le!, Efa salama tsara aho izao!” hoy i Franky. “ Izao ianareo roa, aza mandeha mitady tsy ho hita na zavatra adaladala. Nefa aza hadino ny miteny ahy raha tsy mahita tanalahy ianareo” hoy dadan’i Franky. “Ary aza hadino ny mitondra voatabia, henoko fa tsy tian’ny moka ireny.”
m a n a n y R a r A e h M e t ra ! O L E V 36
E sory ilay soratra odimoka fa ny fikojakojana ny lay misy odimoka maharitra no atao no atao lehibe eo.
Ad
ka
y
ny tazo m ’ n i o am
a
ok
Ry
mp m i i a d n ma ak o . y a s h a r av y , i n i t ra m at o r i a a n at y l ay m a - t a o v isank a d n a ’ a l i na a r y m
l ay y n a r t y tso n’ ny n o v a s ’ n y fa t s y a m i n i t r a . n i m a S a s a n ai s y o d i m o k aa s a v o n y m a m av o n y n v ov o t s
Alohan’ny hatory, asisika tsara ambanin’ny tsihy ny lay misy odimoka
A tapy ami n’n n y l a y m iys t o e r a n a m a l o k a y odimoka
38
a mis h a r a k o odim ka y s i m y a l a Z a i ro n y rov i t ra n a l o
y
T ena mifankatia ny ankizy Malagasy. Tia karokaroka
sy tia fianarana ihany koa. Tadiavo ny tarondro ao anatin’ ny Tantara. Raha hitanao ny tarondro dia hianatra zavatra iray hafa indray ianao .
TENY
Malagasy
MALAGASY MPAMPIANATRA NAMANA
ENGLISH TEACHER FRIEND
PRONUNCIATION tee-cher frend
MOFO AKONDRO MANANASY
BREAD BANANA PINEAPPLE
bred buh-nan-uh pahy-nap-uh l
TAZO MOKA MARARY SALAMA! VELOMA!
MALARIA SICK HELLO! GOODBYE!
muh-lair-ee-uh sik he-loh! goo d-bahy!
SEKOLY TRANO TSENA
SCHOOL HOME MARKET
skool hohm mahr-kit
oy nya Moka
ra n a t n a T
S
’i
Salama e! Ny anarako dia Soa, Ndeha isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary mahafinaritra eto amintsika.
s
hanaikitra olona ny m a h e oka d han
Mamindra tazo ny moka atao hoe anopheles. amin’ny alina no manaikitra izy.
1
2
manaikitra olona voan’ny tazomoka
n’ny taz
4 Ento eny amin’ ny CSB ny zaza voan’ ny tazo
k o om
a
ami
A
dy
y ty la ana na
mba mis hisor y od
’ny tazo dia tokony ma n i m aa lona rehetra isaky tory a ho an oka ny o ny a o li m y
3 manaikitra ny zaza salama ny moka mitondra ny tsimokaretina. ho voan’ny tazo ilay zaza.