raegan and patrick spencer
Text about donation or acknowledgments if needed per the requirements of the SPA grant Funding January 2014
N y Ta n t a r a n ’ i
M atia 2876 m Maromokotro
cap est
Sy ny moka
“SA
L
A
” ! A M
Ny anarako dia Matia, Izaho dia tia karoka sady mahaleo tena. Fito taona aho amy sahisahy noho ireo ankizy hafa. Izaho dia mippetraka eto Madagasikara miaraka amin’ny fianakaviako sy i Franky izay tena namako akaiky. Tena mifankatia izahay sady ankizy malagasy isy mitsahatra mikarkaroka sy tia fianarana. Ando ary isika hiaroka hamantatra ireo zaza-foahary maintso mahafiramitra eto amintsika.
2
A ndro lehibe ho an’i Matia androany. Andro
fanombohana ny sekoly. Niantso ny anaran’ny ankizy i Ann mpampianatra, dia nahatsikaritra ny tsirairay fa tsy tonga i Franky. Kivy i Matia fa tsy tonga nianatra ny tena namany.
4
Kivy mare Matia ka tsy tsikaritsiny Moka ambonin’ny lohany eo migoningono.
“ Manino iha? “ hoy Moka“ Marary Francky namako” hoy Matia. Nivola koa Moka bakeo sady nampitahotra, “ Aah, mieritseritsy zaho hoe ino ty raha nahazo an Franky?”
6
VO
A
a g n to
ra n o i z y , t n a tao
...dia nasain’i Matia handroso ao an-trano i Moka. “Moka, fa maninona ianao no nitsikaninaky tamin’izaho nanontany ny momba an’i Franky?” hoy i Matia. Namaly i Moka ilay mpamazivazy, “efa toetrako izany.” Mbola tsy mazava tsara tamin’i Matia ka nanontany fanontaniana hafa maromaro tamin’i Moka indray izy, “Mpinamana ve ianareo? Fantatrao ve fa maninona izy no marary?” Nitsikanikany i Moka. “tsy hanasa ahy intsony izy!”
8
Mandrahona amin’ny alina i Moka.Taorian’izany andro lava izany dia reraka i Matia ka tafatory. Lasa nazava avy eo fa tsy naman’i Franky i Moka,ary tsy ho tena naman’i Matia koa.Hitanao,i Moka sy ny namany dia nila namandrika fotsiny an’i Matia noho ny antony iray: NY
RA!
Raha mba afaka nanaikitra an’i Matia i Moka dia afaka nisakafo hariva!
10
Nifoha i Matia sady voakaikitra. Nifoha aloha i Matia ka lasa eritreritra, “Ahoana re ny fahasalaman’ny frankY izay androany e?” kanefa alohan’ny hametrahany ny tongony ambonin’ny gorodona dia nahatsapa i Matia fa misy zavatra
mivonto mena sy mangidihidy amin’ny sandriny. NahIta moka miserantserana amin’ny varavarankely izy, sady manenoneno.
“Hmm,manontany tena aho raha fantatry Moka hoe kaikitri’nona io?” kanefa tokony miomana mankany an-tsekoly aloha izy.
12
N andritra ny herinandrom-pianarana, dia tsy nahitana
an’i Franky! Nanahy mafy i Matia ka dia nanapa-kevitra hitoidika ary.
14
“Jer
” ! eo
c ky n i k i k i a k a . n a r F y ho
“ V oakaikitra mitovy amiko koa ianao Azon’i Moka koa
angah ianao?” Namaly Matia, “Tsy fantatro hoe Moka na iray amin’ireo namany! Namparary anao angah izy?”
“Niteny tamiko ny dokotera hoe voan’ny Malaria aho noho ny kaikitrin’i Moka!” hoy Franky. “Ahoana ary no ahafantaranao hoe voan’ny Tazo Moka ianao?” hoy Matia nanontany.
16
“ A hoana no ahafantaranao fa voan’ny tazo moka ianao?” hoy Matia.
Ay...
F eno fanontaniana ao anatin’ny lohany. Lasa any an-
tsekoly i Matia hitady ny valin’ny fanontaniana momba ny tazo moka.
T
...a o h a z a sar
Manantona dokotera noho manaova fizahana
ry
M a fa n a h o d m i j a n o n a i t ra m i v e r i m b e r i n a s y M a r a r y a a fa k a 4 8 o r a , s y M a r y m e t y a n-doha sy r e ra k a b e , n g ov i t ra , tsemboka, sy mandoa
v i t ry e h o r o t a ky n y y d o ko t e r a r a T C A a n Mihinan
18
R ehefa niverina tany an-tsikoly izy dia nahita an’i Tommy, mpilatsaka an-tsitra-po ao amin’ny Peace Corps, nanao sary teo amin’ny rindrina eo amin’ny sisiny lakilasy izay natokana hametahana peta-drindrina ofisicaly. 20
“ T onga soa, dia jereo!” hoy Tommy. “Manao hosodoko amin’ny rindrina izahay momba ny fomba hiarovana amin’ny tazo moka!” izao , mahay mianatra i Matia, ka rehefa nanontany i Tommy hoe. “Hitanao ve ireo fomba rehatra hiarovana amin’ny kaikitry ny moka ?” “Ie,” Matia replied.
Ndao ho jerena…
ana
Fihinan
Fambolena v o at a b i a s y ver manodidi n a n y t r a no m a n i t r a o
lamana
asa
-pah a r a o f a sak
o ao n a r y n ana y F A n a r o mn o s y a n y i v e l a n a n - t ra
Fampiasana lay misy ody moka
Fanaovana akanjo lava tanana amin’ny hariva
22
“To
m
, y m
E n o N y Ta z o M o k a ? ”
:TAZO MOKA
Ny antony mahatonga ny
’a
1 nKyaitskiimtorky ny
o m it o n ka, n“Plasmodiu dra o m” m ina: ret
5 Gametocytes
4
2 sporozoites 3 ATYANATY TY
ANATY TY SELA-DRA
“ M aninona no ankizivavikely hotranao io no mividy ireo
sakafo rehetra ireo?�hoy ilay mpivarotra tsotra nanontany.
“Mila mihinana sakafo arapahasalamana aho sady te hizara izany amin’ ny fianakaviako” hoy Matia namaly, “hmmm, Mila trondro, legioma ary voankazo aho,azafady!” Tao anatin’izay fotoana izay anefa dia nijery sy nihaino ny tantara rehetra i Moka, ary nanomboka niasa saina hoe mety ho fantatr’i
26
Matia ny teti-dratsiny.
T apa-kevitra namboly ireo zavamaniriny vaovao tao ivelany varavarankeliny rehetra i Matia.

“Aah, mbola manana zavamaniry sisa za ato,tokony hitondra ho an’i Franky koa!” “Raha toa ka tsy afaky ny hampasalama an’i Franky aho dia tsy maintsy manamafy kosa mba tsy hararin’i Moka intsony” hoy i Matia.
28
“Ma
, a ti
inona ianao?” o a n a m
...hoy Ramose Rigobert, dadan’i Franky, nanontany.
“Manahoana Ramose Rigobert, Misoroka amin’ny tazo moka
aho amin’ny alalan’ny fambolena ireo zavaminry ireo satria tsy tian’i Moka sy ny namany ireo. Mieritreritra aho fa zany no namparary an’i Franky. Ramose Rigobert, izay siantifika, dia niaiky tamin’ny lohany, hoe, “Mazava izany Matia, mieritreritra aho fa efa novakiako fa tena mampandositra an’i Moka ireo.”
30
Tena fotoana nahafinaritra nefa nandreraka iny ho an’i Matia! Fa nadia talohan’ny hatory aza dia nahatadidy lesona hafa avy main’i Tommy i Matia. Hatory tsara izy anio alina, ho tsara kokoa noho ny teo aloha aza satria tsy mila miahiahy momba ny Moka sy ny namany mampatahotra izy.
Teo nandritra ny fotoana ela i Moka: Alina feno hetaheta ho azy.
32
“N anantona lay i Matia? Ahoana no tokony hialako amin’izao? Andraso! Tsy afaka mahita ny tanany mahafatifaty be iny aho.” Mitomany i Moka.
Alohan’ny hanakipiany ny masony hanofisany ny lalam-pianany miaraka amin’i Franky, nibitsibitsika teo anelanelan’ny lay i Matia “ho eny aminao aho izao. Bzzzzzz!!!,” hoy i Moka.
“Oh, ny heriko hamandrihako an’i Matia tsy tanteraka daholo” hoy Moka.
34
“OH T
SIA
!”
Mit
oka M i y n oma
.
“Franky, vonona amin’ny dia indray ve ianao?” manontany Matia ny ampitso vao mangiran-dratsy iny. “Eny, izao vao salama tsara zaho!” mamaly i Franky. “ Izao ianareo roa, aza mandeha mitady tsy ho hita na zavatra adaladala. Nefa aza hadino ny miteny ahy raha tsy mahita tanalahy ianareo” hoy dadan’i Franky. “Ary aza hadino ny mitondra voatabia, henoko fa tsy tian’ny moka ireny.”
n a m A a M n O a L ! E V 36
odimoka:
har
dim
A dy t a z o m o k a
oka
a
Ry m
o aka y is vy, m y . a l i s a k m at o r i a y a t a n n a a f o n oa y ny a t n a a l i n a a ry m a n d av
pi
an
ma
itr
F ik
oj
a j o ak
y misy odimo a l y n ka na
isy m y a l a n y n a s av o n y r t o s t n ’ n y o t s av o n y i m a a S a s a n a fa t s y v o v i t r a . man odimok
Alohan’ny hatory, asisika tsara ambanin’ny tsihy ny lay misy odimoka
A tapy ami n’n n y l a y m iys t o e r a n a m a l o k a y odimoka
38
am h a r a k o y odim aka s i m y a l Z a r i o n y rov i t ra n a l o
isy
T ena mifankatia izahay sady ankizy malagasy isy
mitsahatra mikarkaroka sy tia fianarana. Tadiavo ny tarondro ao anatiny tantara. Raha hita anao ny tarondro dia nahozo teny vaovao iray ianao.
TENY NY
Malagasy
MALAGASY MPAMPIANATRA NAMANA
ENGLISH TEACHER FRIEND
PRONUNCIATION tee-cher frend
MOFO AKONDRO MANANASY
BREAD BANANA PINEAPPLE
bred buh-nan-uh pahy-nap-uh l
TAZO MOKA MARARY SALAMA! VELOMA!
MALARIA SICK HELLO! GOODBYE!
muh-lair-ee-uh sik he-loh! goo d-bahy!
SEKOLY TRANO TSENA
SCHOOL HOME MARKET
skool hohm mahr-kit
N
i ’ n a r a y Ta n t
a i t a
M sy ny Moka
Salama! Ny anarako dia Matia, Ando ary isika hiaroka hamantatra ireo zaza-foahary maintso mahafiramitra eto amintsika h d a ha n a h
anaikitra olona ny m oka
Mamindra tazo ny karazana moka anophele amin’ny alina
1
2
mananitra olona voan’ny tazo ny moka
y ty la ana na
mba mis hisor y od
’ny tazo dia tokony ma n i m aa lona rehetra isaky tory a ho an oka ny o ny a o li m y
A dy t a z o m o k a
4
tokony entina any amin’ny CSB ny zaza voan’ny tazo
3
manairitra zaza salama ny moka mitondra ny tsimonkaretina ho voan’ny tazo ny zaza
raegan and patrick spencer