Seminera mahomby ho an’ny fihariana May 2015
Tous droits reservĂŠ
Interactive Madagascar Sarl
Momba ny mpanofana RAMAROJAONA Rovaniaina dia mpitantana tetik’asa
eo anivon’ny Interactive Madagascar. Nianatra manokana momba ny sociolojia sy ny fandraharahana sosialy tao amin’ny Copehnagen Business School. Mpanabe miasa ho an’ny ankizy sy ny tanora koa no hafanataran’ny maro azy
Interactive Madagascar
Ny fiofanana Te hahazo vola ve ianao dia fiofanana mikasika ireo dingana enina ampitomboanao ny fiharianao. Natao ho an’ny 12 taona no miakatra. Mifantoka amin’ny fametrahana tanjona sy ezaka izy ity. Mandrafitra ny toe-tsaina mahomby araka ny maha tetik’asa “Tanora Mahefa” azy.
Interactive Madagascar
1-Mametra tanjona Fantaro ohatrin’inona no vola tadiavinao Inona ny zavatra tianao Inona no dingana tokony ho hatao
Interactive Madagascar
2-Manomana teti-bola Fantaro ny vola miditra aminao Fantaro ny vola havaokanao isan’andro Ohatrinona ny vola ilainao amin’ilay zavatra tianao
Interactive Madagascar
3-Asio maso ny fandaniana Jereo ny fandanianao isan-kerinandro Hahenao izay hitanao fa tsy de ilaina Hajanony ny fandaniana mihoa-papana
Interactive Madagascar
4-Miaina tsotra Satria fantatra ny teti-bola Aza miala amin’iny intsony Afaka manala azy fa mila fantatra hoe ohatrinona
Miha kely ny vola mivoaka mihamitombo ny harena ho
avy
Interactive Madagascar
5-Ialao ny trosa Aloavy tsikelikely ny trosa Manangona ho anao avy eo Ny trosa dia vola miantona fa tsy ho anao
Interactive Madagascar
6-Miditra sy mivoaka ď‚— Mitadiava vaha olana hampitombo ny miditra ď‚— Hahena ny mivoaka
Interactive Madagascar